Androany, eto izahay satria iray ihany isika, Samy malagasy ary Samy maniry ary vonona ny hampandroso an’ny Foulepointe sy an’i Madagasikara.
Tena mino ny asantsika mpamokatra malagasy aho, ary maniry mba hiakatra hatrany ny kalitao sy ny vidin’ny vokatra malagasy eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena.