Holy Appli

Manao ahoana, Soa

Sary Vaovao

ASA FARANY

Fijinjana Andian'isa #42

Adiny 2 lasa izay

Fikarakarana Tanimbary

Omaly

Haingana
Tsy mila Internet
Fitaovana ho an'ny fahombiazana

Holy Appli

Mora hampiasaina. Fitaovana miaraka aminao amin'ny andavanandro.

Tsy sarotra

Natao hoan'ny mpamboly, mpamokatra sy ny mpandraharaha. Interface tsotra natao ho an'ny rehetra, azo ampiasaina avy hatrany.

Natao ho an'ny mpamokatra

Natao hanampy ny mpamokatra: hanaporofoana ny kalitaon'ny asa sy ny vokatra.

Nataon'ny olona mahalala ny fomba fiasa eto Madagasikara

Novolavolaina niaraka tamin'ireo izay mahalala ny zava-misy amin'ny fambolena letchi eto Madagasikara.