Soatoavina fototra ho an'ny mpiara‑miombon'antoka
Mitovy amin'ny an'ny mpamboly: fahamarinana, fitokisana, ary fanandratana ny sandan'ny vokatra eny an-tsena.
Miara‑miasa amin'ny RSE ary mampiasa SPG miaraka amin'ireo angona voaangona.
Fahamarinana
Porofon'asa sy angona mazava, manome fahitana mialoha ny kalitao sy ny fomba fiasa.
Fahatokisana
Fiaviana sy traceabilité azo hamarinina ho an'ny mpividy sy mpanondrana.
Vidiny tsaratsara kokoa
Kalitao voaporofo = vidiny avo kokoa sy varotra maharitra.