Fomba tsotra mitovy amin'ny an'ny mpamboly: angona voaporofo → fanamarinana → varotra mahomby.
Sary sy angona avy amin'ny saha amin'ny alalan'ny Holy Appli.
SPG iombonana sy traceabilité (blockchain) mifototra amin'ny angona voaangona.
Fidirana amin'ny tsena sy fividianana amin'ny vidiny tsara kokoa.