Tolo‑kevitra fiaraha‑miasa

Fiaraha‑miasa stratejika hanamafy ny fitantanana, hanamora ny fandraisana ary hampitombo ny fiantraikany.

Izay entinay

• Fampiharana haingana sy azo refesina

• Ekipa eny an‑kianja hanohana ny fampiharana

• Tatitra mazava ho an’ny fanjakana sy mpiara‑miombon’antoka

Izay angatahinay

• Fanohanana ara‑andrim‑panjakana sy fandrindrana iraisan’ny ministera

• Fidirana amin’ireo mpisehatra fototra sy angona manan‑danja

• Cadrage ny laharam‑pahamehana nasionaly

Fanapahan‑kevitra: hanomboka fiaraha‑miasa stratejika voarafitra

Contact : Holy Appli