Ecosystem

Tamba-zotra hiraisana

Holy Appli dia mampifandray ny mpisehatra efa misy mba hampitombo ny vokatra, mampihena ny sakana mety hisy eny an‑kianja ary manatsara ny kalitao.

Andrim‑panjakana

Fifanarahana amin’ny laharam‑pahamehana.

Mpiara‑miombon’antoka ara‑teknika

Fampiofanana, fanohanana ary tolotra fanampiny.

Mpisehatra eny an‑kianja

Coopératives, mpanangona, mpiasa eo an‑toerana, mpanamarin‑kalitao.

Famatsiam‑bola & fiantraikany

Banky, fonds ary fandaharan’asa fampandrosoana.